Teny iditra | soba | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka] Sampona [1.78] | |
Teny iditra | soba | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Sakalava] Soratr' omby tokam-bolo fa fotsy ny lohany sy ny siranandony [1.1] | |
[Sihanaka] Omby fotsy loha sy kibo, olona sola na tsy be [1.78] | ||
Mpanahaka | Soratr' omby | |
Fivaditsoratra | sabo, soba |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |