Teny iditra soavina (soa)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Asiana soa: Tsy ny olona hosoavina akory no tsy misy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To be blessed, to be benefited [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Qu'on rend prospère [1.8]
Ohatra ho soavin' Andriamanitra! [2.48]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : soavina, soaviko, soavinao, soaviny, soavintsika, soavinay, soavinareo, soavin', soavin-, soavim-, soavi-
Ny lasa : nosoavina, nosoaviko, nosoavinao, nosoaviny, nosoavintsika, nosoavinay, nosoavinareo, nosoavin', nosoavin-, nosoavim-, nosoavi-
Ny hoavy : hosoavina, hosoaviko, hosoavinao, hosoaviny, hosoavintsika, hosoavinay, hosoavinareo, hosoavin', hosoavin-, hosoavim-, hosoavi-
Filaza mandidy : soavy

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20