Teny iditra | soamadodoka | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Maika, dodona; entanin-kafaliana: Soamadodoka ny vahoaka namonjy hijery ilay fiaramanidina an-drano nipetraka teo Mandroseza [1.1] | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny soamadodoka io | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |