Teny iditra sitrika
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fandentehana na filentehana ao anaty lavaka; fampidirana zavatra tsy ho hita na fanafenana
Entina milaza koa ny fandevenana ny maty na fampidirana ao am-pasana ny faty alevina [1.1]
Sampanteny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31