Teny iditra | sikim-ponitra | ||
Singan-teny | sikina ; fonitra | ||
Sokajin-teny | kambanteny | ||
Fanazavàna teny malagasy | Lamba angiazana mafy ny valahana mba tsy hivaha eo am-panaovana raharaha [1.1] | ||
Kamban-teny |
| ||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny sikim-ponitra io | ||
Nohavaozina tamin' ny 2023/07/25 |