Teny iditra serfa
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Biby manan-tandroka misampantsampana [1.4]
Fanazavàna teny frantsay Cerf [1.4]
 Cerf [1.66]
Ohatra Toy ny anirian'ny serfa ny loharano no anirian'ny fanahiko anao, Andriamanitra ô! [2.996]
Voambolana 
Tovy hevitra diera
Ny fihaviany Frantsay: cerf.
Sary 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31