Teny iditra seranina (serana)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Lalovana eo anoloana: Tsy tokony hoseranina ny zokiolona
Hanina (fiteny amin' ny fanorona rehefa mipaika ka mihinana avy eo an-daka no midina eo anoloana) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To be passed by [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Où l'on passe à côté; devant qui on passe rapidement [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : seranina, seraniko, seraninao, seraniny, seranintsika, seraninay, seraninareo, seranin', seranin-, seranim-, serani-
Ny lasa : noseranina, noseraniko, noseraninao, noseraniny, noseranintsika, noseraninay, noseraninareo, noseranin', noseranin-, noseranim-, noserani-
Ny hoavy : hoseranina, hoseraniko, hoseraninao, hoseraniny, hoseranintsika, hoseraninay, hoseraninareo, hoseranin', hoseranin-, hoseranim-, hoserani-
Filaza mandidy : serano
Tsipelina hafa 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2024/01/24