Teny iditra sendikan > sendikà
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fikambanan' olona iray asa na mitovy zo mijoro hiaro ny tombontsoany: Sendikan' ny Dokotera ~ Sendikan' ny Mpampiasa [1.1]
 Fikambanana miaro ny tombontsoa iombonana [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Syndicat [1.13]
Ohatra Malalaka ny fidirana aminà sendika. [1.320]
Haiendriteny 
Tsotra : sendikà, sendikan'
Ny fihaviany Frantsay: syndicat.

Fivaditsoratra