Teny iditra | selisely | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Faneraserana na fandalondalovana na fipetrahana eo anoloan' olona [1.1] | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Tsipelina hafa | seloselo | |||||||||||||||
Teny iditra | selisely | |||||||||||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka] Be resaka [1.78] | |||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |