Teny iditra | seky | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Taratasim-bola [1.13] | |
Fanazavàna teny frantsay | Chèque [1.13] | |
Voambolana | Toe-karena: ara-bola ary fitantanana | |
Teny iditra | seky | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka] hasiahana, haratsiana [1.78] | |
Teny iditra | seky | |
Sokajin-teny | mpampiankin-teny | |
Tovy hevitra ara-paritany | aloha, anatrehana, añatseha, androña, anketrehana, añoloa, heky, izao tsereke, kendry, ndreky, seky, tseky | |
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka] aloha [1.78] | |
Fivaditsoratra | seky, sike |
Nohavaozina tamin' ny 2021/11/27 |