Teny iditra | satria | |
Sokajin-teny | mpampitohy | |
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza antony nahatonga zavatra iray: Narary izy satria nihinam-boankazo manta [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | Because [1.7] | |
Fanazavàna teny frantsay | Parce que, puisque. Narary izy satria nihinana voanzako manta: il est tombé malade parce qu'il avait mangé des fruits verts [1.12] | |
Parce que, car [1.8] | ||
Mpanahaka | noho | |
Fivaditsoratra | isatra, riatsa, sarita, satary, satria |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |