Teny iditra | saro-tiana toa landy mohaka (sarotra, tia, toa, landy, mohaka) | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fitokoavana | Teny na kambanteny hita ao aminy: sarotsarotiny | |
Ohatra | tetezam-bolamena hianao hosy be rano saro-tiana toa landy mohaka tiana vao misaritaka [2.131] | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |