Teny iditra saroroina (saroro)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Fitahina amin-kafetsena: Saroroin' Ikotofetsy sy Imahakà daholo izay sendra azy [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : saroroina, saroroiko, saroroinao, saroroiny, sarorointsika, saroroinay, saroroinareo, saroroin', saroroin-, saroroim-, saroroi-
Ny lasa : nosaroroina, nosaroroiko, nosaroroinao, nosaroroiny, nosarorointsika, nosaroroinay, nosaroroinareo, nosaroroin', nosaroroin-, nosaroroim-, nosaroroi-
Ny hoavy : hosaroroina, hosaroroiko, hosaroroinao, hosaroroiny, hosarorointsika, hosaroroinay, hosaroroinareo, hosaroroin', hosaroroin-, hosaroroim-, hosaroroi-
Filaza mandidy : saroroy

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20