Teny iditra | sarimbo | ||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Lamba tenom-betsileo vita amin' ny landy sy hafotra na amin' ny landihazo sy hafotra misy sorany mitsipitsipika -- Akanjo toy ny sikina anaovan' ny vehivavy betsimisaraka [1.1] | ||||||||||||
Voambolana | Toe-karena: zaitra | ||||||||||||
Sampanteny |
| ||||||||||||
Fivaditsoratra | rambosy, sambory, sarimbo |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |