Teny iditra | saranga (ranga) | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny malagasy | Halava, halavana, tsanganana Fahamendrehana, haja: Tsy hitovy saranga na oviana na oviana amin' ny Filoham-pirenena ny mpiasa an-tranony | ||||
Fanazavàna teny anglisy | Rank [1.7] | ||||
Fanazavàna teny frantsay | Rang (au niveau social) [1.8] | ||||
Kamban-teny |
| ||||
Fivaditsoratra | rasanga, saranga |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11 |