Teny iditra | saram-pamaky | |
Singan-teny | sara ; famaky | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Hena nomena ny tompon' ny famaky nizarana ny hena [1.1] | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny saram-pamaky io | |
Fivaditsoratra | mampisaraka, saram-pamaky |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/17 |