Teny iditra | sara-droa (saraka, roa) | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Karazan-tao volom-behivavy tsotra indrindra manarakaraka ny bango tokana: bangoina ny volo amin' ny andaniny roa avy amin' ny soritra afovoan' ny loha, dia avala samy hidina, voarandrana [1.1] | |
Voambolana | Fandram-bolo | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |