Teny iditra sangazonina (sangazona)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Sarangotina, raisina hamikirana: Io hazo io sangazonina mba tsy hianjera ianao [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : sangazonina, sangazoniko, sangazoninao, sangazoniny, sangazonintsika, sangazoninay, sangazoninareo, sangazonin', sangazonin-, sangazonim-, sangazoni-
Ny lasa : nosangazonina, nosangazoniko, nosangazoninao, nosangazoniny, nosangazonintsika, nosangazoninay, nosangazoninareo, nosangazonin', nosangazonin-, nosangazonim-, nosangazoni-
Ny hoavy : hosangazonina, hosangazoniko, hosangazoninao, hosangazoniny, hosangazonintsika, hosangazoninay, hosangazoninareo, hosangazonin', hosangazonin-, hosangazonim-, hosangazoni-
Filaza mandidy : sangazony

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05