Teny iditra | sandra | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Tanala] Zavatra nafadin'ireo razana fahagola ka mbola fadin'ny taranaka ankehitriny aty aoriana indray [1.78] | |
Tovy hevitra | sandraña | |
Teny iditra | sandra | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny frantsay | [Betsimisaraka]
D'après Jully: arbre de faible diamètre mais fournissant un bois noir, très beau [Sakalava] Ce nom serait aussi connu sur la côte Ouest d'après Dandouau. [1.196] | |
Voambolana | Haizavamaniry | |
Nohavaozina tamin' ny 2021/11/27 |