Teny iditra | sanda | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Vola na zavatra omena ho fanampiny amin' ny takalo ifanaovana raha ohatra ka tsy mitovy vidy ireo zavatra roa ifanakalozana; tamby; amboniny: Inona no sanda homenao ahy raha hatakaloko an' iny satrokao efa tontatonta iny ity vao novidiko tsy tiako volo ity [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Valeur [1.13] | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Kamban-teny |
| |||||||||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny sanda io | |||||||||||||||
Teny iditra | sanda | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | [Bara] Saldinia proboscidea Hochr. (Rubiaceae) ; réf. Humbert 12159. La décoction amère des racines est administrée au cours des fièvres paludéennes. [1.196] | |||||||||||||||
Anarana siantifika | Saldinia proboscidea | |||||||||||||||
Voambolana | Haizavamaniry | |||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/30 |