Teny iditra samponana (sampona)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Sakanana, tohanana: Nikasa handeha ho any Toamasina aho omaly saingy nosamponan' ny aretin' i neny [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To be hindered [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Empêché [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : samponana, samponako, samponanao, samponany, samponantsika, samponanay, samponanareo, samponan', samponan-, samponam-, sampona-
Ny lasa : nosamponana, nosamponako, nosamponanao, nosamponany, nosamponantsika, nosamponanay, nosamponanareo, nosamponan', nosamponan-, nosamponam-, nosampona-
Ny hoavy : hosamponana, hosamponako, hosamponanao, hosamponany, hosamponantsika, hosamponanay, hosamponanareo, hosamponan', hosamponan-, hosamponam-, hosampona-
Filaza mandidy : sampony

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20