Teny iditra | sampibe | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Ilazana ny olona miteraka lahy betsaka ary vavy vitsy, na vavy betsaka ary lahy vitsy [1.1] | |
Voambolana | Fifandraisana: fianakaviana | |
Mpanahaka | sampivony | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |