Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Haianarantany
Fafana sy Tsanganana
Fiovana
|
|
|
|
Teny iditra
samboritra
Sokajin-teny
Tsy lazaina
Fanazavàna teny malagasy
Enti-milaza fisikinana amin' ny lamba; na fisikinana amin' ny lamba efa rovitra na tonta ka zara raha mitafy ilay olona
[
1.1
]
Sampanteny
matoantenin' ny mpanao :
manasamboritra
,
misamboritra
matoantenin' ny iharana :
asamboritra
,
tafasamboritra
,
voasamboritra
matoantenin' ny fameno :
anasamboritana
anarana :
fanasamboritana
,
fanasamboritra
,
fisamboritana
,
fisamboritra
,
mpanasamboritra
,
mpisamboritra
,
samborimboritra
mpamaritra :
mahasamboritra
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31