Teny iditra | salavalava | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | [Tsimihety] Lavalava boribory tahaka ny atody [1.1] | |
Teny iditra | salavalava | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny frantsay | Ellipse [1.13] | |
Voambolana | Matematika: rafitsary | |
Tovy hevitra | elipsa | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |