Teny iditra | sakoivy | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Toetra voalohany ananan' ny voangory raha vao foy izy, alohan' ny hiofoany ho monany: biby lavalava kely fotsifotsy mora mikarainkona. (Misy karazany telo ny sakivy: a) ny kely madinika izay miofo ho voangorimbaratra; b) ny salasalany, miofo ho voangorifotsitapaka; d) ny makadiry miofo ho voangoribe. -- Rehefa mby lehibebe an-katoky ny hiofo ho monany ny sakivy, dia omena ny anarana hoe Rangahy) [1.1] | |
Voambolana | Haibiby: tsy manan-kazon-damosina | |
Tovy hevitra | sakivy | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny sakoivy io | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |