Teny iditra | sakaizam-patsa | |
Singan-teny | sakaiza ; patsa | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Anarana omen' ny olona ny hen' omby akaikin' ny sorony noho izy tsara rony, andrahoina miaraka amin' ny patsa [1.1] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/01 |