Teny iditra | sakafon' akoho | |
Singan-teny | sakafo ; akoho | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza sakafon' olona tsy manan-toniantoerana isakafoana fa vitan' ny mihinana kely atsy mihinana kely aroa [1.1] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/31 |