Teny iditra saingy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Voninahitra, rehareha; fanajana tena, fiheverana ny fahambonian' ny tena. [1.1]
Sampanteny 
Ohabolana 

Teny iditra saingy
Sokajin-teny mpampitohy [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Fa: Nanitsy azy ny vato, saingy niondrika izy ka tsy voa
Mitovy hevitra: faingy ~ kango ~ kanjo ~ nefa ~ sangy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Except that, however [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Sauf que, cependant [1.8]
Mpanahaka  fa ~ kanjo ~ nefa

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31