Teny iditra | saikoro | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [anglisy screw] Fantsika an-kodina misy rindrany; rindra [1.1] | |
Tovy hevitra | saikiro | |
Ny fihaviany | Anglisy: screw. | |
Fivaditsoratra | akorosy, asokiro, korisao, saikoro, sorokay |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |