Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Haianarantany
Fafana sy Tsanganana
Fiovana
|
|
|
|
Teny iditra
saikena
(
saiky
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy
Soloana hafa, asiana saikiny:
Aoka tsy hosaikenao ny zanakao fa avala izy hiasa irery hatrany
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
saikena
, saikeko, saikenao, saikeny, saikentsika, saikenay, saikenareo, saiken', saiken-, saikem-, saike-
Ny lasa :
nosaikena, nosaikeko, nosaikenao, nosaikeny, nosaikentsika, nosaikenay, nosaikenareo, nosaiken', nosaiken-, nosaikem-, nosaike-
Ny hoavy :
hosaikena, hosaikeko, hosaikenao, hosaikeny, hosaikentsika, hosaikenay, hosaikenareo, hosaiken', hosaiken-, hosaikem-, hosaike-
Filaza mandidy :
saikeo
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20