Teny iditra | safiny | |
Sokajin-teny | anarana safy sy mpisolo | |
Fanazavàna teny malagasy | Fanampiny, famenony (akanjo). [1.1] | |
Tovy hevitra | safy | |
Teny iditra | safiny | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Tsirin-teny tsy misy asany sy heviny ao amin'ny teny iray [1.13] | |
Fanazavàna teny frantsay | Voyelle d'appui [1.13] | |
Voambolana | Haiteny | |
Teny iditra | sàfiny | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny frantsay | Empiècement [1.13] | |
Voambolana | Haitao | |
Fivaditsoratra | fanisy, fasiny, fisiña, safiny |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |