Teny iditra sababaka
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Lehibe, malalaka loatra tsy mifanentana amin' izay nanaovana azy: Sababaka loatra iny satroka iny ho anao [1.1]
Tovy hevitra sababa

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31