|
|
|
|

Teny iditra 1  rotsahana
Fototeny  2 rotsaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Ampidinana na rarahana zavatra (rano na voa madinika...): Norotsahany rano ilay vain' afo vao maty [1.1]

Fivaditsoratra  9 antsohara, 10 orantsaha, rotsahana, 11 satrohana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20