Teny iditra | rotana | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | (Mitovy amin' ny orotana, jer. orotra): Rosana, tangosana befahatany sy ataotao fotsiny (ravin-javamaniry ) [1.1] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Sampanteny |
| ||||||
Fivaditsoratra | anotra, atrano, naotra, noatra, rotana, tanora, tarona, torana |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |