Teny iditra rosoana (roso)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza olona omena zavatra hohanina ka atao eo anoloany izany zavatra izany: Rosoana vary ny vahiny [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : rosoana, rosoako, rosoanao, rosoany, rosoantsika, rosoanay, rosoanareo, rosoan', rosoan-, rosoam-, rosoa-
Ny lasa : norosoana, norosoako, norosoanao, norosoany, norosoantsika, norosoanay, norosoanareo, norosoan', norosoan-, norosoam-, norosoa-
Ny hoavy : horosoana, horosoako, horosoanao, horosoany, horosoantsika, horosoanay, horosoanareo, horosoan', horosoan-, horosoam-, horosoa-
Filaza mandidy : rosoy
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05