Teny iditra rontsonana (rontsona)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Kapohina (amin' ny karavasy, tahamaina)
Tendrena, kitihina (valiha): Rontsony ny valiha, kaloy ny hira [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : rontsonana, rontsonako, rontsonanao, rontsonany, rontsonantsika, rontsonanay, rontsonanareo, rontsonan', rontsonan-, rontsonam-, rontsona-
Ny lasa : norontsonana, norontsonako, norontsonanao, norontsonany, norontsonantsika, norontsonanay, norontsonanareo, norontsonan', norontsonan-, norontsonam-, norontsona-
Ny hoavy : horontsonana, horontsonako, horontsonanao, horontsonany, horontsonantsika, horontsonanay, horontsonanareo, horontsonan', horontsonan-, horontsonam-, horontsona-
Filaza mandidy : rontsony

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05