Teny iditra | rivana | ||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fitrifanana sy fihenjanana ka tsy laitra tenenina; fihetsika feno fampitahorana sy fandrahonana [1.1] | ||||||||||||
Sampanteny |
| ||||||||||||
Kamban-teny |
| ||||||||||||
Fivaditsoratra | ravina, rivana, varany, varina |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |