Teny iditra rianana (riana)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Asiana mafy: Norianany ny tehamaina ilay zaza niteny ratsy
Katrohina: Riano amin' izao [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : rianana, rianako, riananao, rianany, rianantsika, riananay, riananareo, rianan', rianan-, rianam-, riana-
Ny lasa : norianana, norianako, noriananao, norianany, norianantsika, noriananay, noriananareo, norianan', norianan-, norianam-, noriana-
Ny hoavy : horianana, horianako, horiananao, horianany, horianantsika, horiananay, horiananareo, horianan', horianan-, horianam-, horiana-
Filaza mandidy : riano
Anaram-javamaniry 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05