Teny iditra | 1 ria |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fandehanan' ny rano izay mafy firiotra; fanetsiketsehana zavatra ao anaty rano; fandehandehanana etsỳ erỳ amin-kafaliana. |
Sampanteny |
|
Tovy hevitra | 7 riaria |
Kamban-teny |
|
Anaran-toerana |
|
Fivaditsoratra | 10 ari, àry, ary, arỳ, irà, ira, ray, ria |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |