Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Haianarantany
Fafana sy Tsanganana
Fiovana
|
|
|
|
Teny iditra
repoka
Sokajin-teny
anarana
Fanazavàna teny malagasy
Ny fipiapiakan' ny voanjo tsakoina; ny fikepokepoky ny zavatra ketoketohin' ny nify
[
1.1
]
Sampanteny
matoantenin' ny mpanao :
mandrepoka
,
mirepoka
matoantenin' ny iharana :
arepoka
,
tafarepoka
,
voarepoka
matoantenin' ny fameno :
andrepohana
anarana :
fandrepohana
,
fandrepoka
,
firepohana
,
firepoka
,
mpandrepoka
,
repodrepoka
mpamaritra :
maharepoka
Fivaditsoratra
rapoke
,
repoka
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31