Teny iditra | 1 reniakoho |
Singan-teny | 2 reny, akoho |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny anglisy |
4 a hen. [1.2] |
Ohatra |
5 Tsy miompy na omby iray aza, izy, reniakoho dimy na enina angamba no velomin-dRasana vadiny. [2.332#] 6 Aiza ery izy milaza ny fahaizako nifidy ny karazan' ondry tsara sy ny reniakoho manatody lava. [2.643#] |
Voambolana |
7 Haibiby: vorona 8 Toe-karena: fiompiana |
Fivaditsoratra | 9 hieronako, hionerako, hiorenako, irenohako, niorehako, reniakoho |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/12 |