|
|
|
|

Teny iditra 1  rehoka
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  21 Zavatra maditidity avoaka avy any an-tenda, indrindra raha marary voan' ny kohaka: Tokony hangonina amin' ny tavy kely ny rehoky ny marary
22 Ny fitronan' ny omby resy an' ady na ny omby vonoina ka efa voakenda [1.1]

Fivaditsoratra  23 haroke, 24 heroka, 25 horake, 26 koreha, rehoka, 27 rohake

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20