|
|
|
|

Teny iditra 1  rarana
Fototeny  2 rara
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Sakanana, tsy avala: Rarana ny miditra ato
9 Rarana tsy handeha eto ny mpianatra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to be prohibited, to be forbidden [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 qu'on interdit, défendu [1.8]
Fikambanana  12  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how rarana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20