Teny iditra | raofina (raoka) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Angonina amin' ny tanana: Raofy ireo tsaramaso ireo Paohina, faohina, atao majifa: Noraofin' ny mpangalatrany lamba rehetra tao an-trano Baboina: Noraofin' ny fanjakana ny fananany Samborina indray miaraka:Noraofin' ny poiisy ireo mpangalatra niafina tao anaty zohy [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | See Raoka [1.2] | ||||||||
To be gathered in a mass; to be cropped by cattle (of grass) [1.7] | |||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Qu'on ramasse en tas: brouté par les bestiaux; qu'on confisque [1.8] | ||||||||
Ohatra | Amin' ny fotoana anatodizany dia raofina amin' ny sobika ny atody
[2.471] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Kamban-teny |
| ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny raofina io | ||||||||
Fivaditsoratra | anafory, faranio, Faraony, fiorana, iforana, raofina |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11 |