Teny iditra rantsanana (rantsana)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Tapahina ny rantsany: Rantsanana ny voaloboka eo amin' ny volana jiana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To be pruned [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Qu'on élague [1.8, 1.196]
 Dont on coupe les branches [1.196]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : rantsanana, rantsanako, rantsananao, rantsanany, rantsanantsika, rantsananay, rantsananareo, rantsanan', rantsanan-, rantsanam-, rantsana-
Ny lasa : norantsanana, norantsanako, norantsananao, norantsanany, norantsanantsika, norantsananay, norantsananareo, norantsanan', norantsanan-, norantsanam-, norantsana-
Ny hoavy : horantsanana, horantsanako, horantsananao, horantsanany, horantsanantsika, horantsananay, horantsananareo, horantsanan', horantsanan-, horantsanam-, horantsana-
Filaza mandidy : rantsano

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20