Teny iditra | ranitana (ranitra) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Atao izay hahatonga azy manify mahadidy: Aiza ilay antsy vao noranitako teo [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To be sharpen; to be given power or authority. [1.2] | ||||||||
To be sharpened [1.7] | |||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Qu'on affûte [1.8] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny ranitana io | ||||||||
Fivaditsoratra | atranina, iantrana, ranitana, taranina |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |