|
|
|
|

Teny iditra 1  rakofana
Fototeny  2 rakotra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Asiana zavatra eo ambony mba tsy hahitana azy na hiarovana azy amin' ny hatsiaka...: Rakofy io zaza io sao mangatsiaka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 see Rakotra [1.2]
10 to be covered [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 qu'on couvre [1.8]

Fivaditsoratra  12 fanakora, 13 fanaroka, 14 fanoraka, 15 karofana, rakofana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20