|
|
|
|

Teny iditra 1  raharahaina
Fototeny  2 raharaha
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Karakaraina: Tsy noraharahainy ny fambolena nataony ka levona fotsiny
9 Atao ho zavatra: Tonga teo aho fa tsy noraharahainy akory [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to be made a matter of business [1.2]
11 to be directed, to be looked after (ot business affairs, etc.) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 qu'on dirige, qu'on surveille [1.8]
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  14 iraharahana, raharahaina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21