Teny iditra prezi
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy [fr, président] Teny fanajana fiantsoana ny lehibem-pikambanana, na izay mitari-draharaha amin' ny fivoriana: Mazàna ny Prezidà no fidin' ny mpikambana ao amin' ny fikambanana
Filoham-panjakana ambony indrindra: Handalo ny Prezidà ka diovy tsara ny tanàna [1.1]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: président.

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31