|
|
|
|

Teny iditra 1  potsirina
Fototeny  2 potsitra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Tsindronina dia vaky, loahana: Nopotsirin' ny ankizy ny mason' ilay voronkely
9 Vakina: Nopotsirin' ny dokotera ny vay teo amin' ny feny
10 Aseho miharihary: Nopotsiriko ny laingandRakoto ka ana foana teo izy [1.1]
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  12 pisarinto, potsirina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21